STK

Actualités

Lalao ara-panatanjahan-tena STK hitohy ny Asabotsy 20 Febroary 2010

Tontosa soamantsara ny lalao ara-panatanjahan-tena izay nokarakarainy ny asabotsy 13 febroary 2010 teny amin’ny kianjan’Ankatso, koa isaorana feno ireo tonga rehetra namaly ny antso.

Mbola hitohy ny asabotsy 20 febroary 2010 ny entrainement an’ny tanora amin’ny basket sy foot izay karakarain’ny tanora STK Foibe ka ny fotoana dia amin’ny 9h eny Ankatso ihany.

Faly manasa ny ray aman-drenin’ny mpikambana, ny sampana, ny mpikambana tsirairay ihany koa hanatrika ny fivoriam-be izay atao ny asabotsy ho avy izao ao amin’ny trano lehiben’ny MAMRE amin’ny 14h30. Aoka samy hitondra tsakitsaky sahaza ny tsirairay

Publié le 19/02/2010 

Recommander cet article à un ami   |   Voir toutes les news sur STK

[ Soyez le premier à commenter cet article ]

Déposer un commentaire


Vous devez vous identifier ou bien vous inscrire avant de déposer un avis