Hisy ny krismasim-paritra izay atao ao amin’ny FJKM Ambohitantely ny alahady 21 Febroary 2010 manomboka amin’ny 14h izay handraisan'ny Sampana STA ary Volana sy Kintana anjara.
Noho izany hisy ny famerenana ny alarobia 17 Febroary 2010 sy ny asabotsy 20 Febroary 2010 ao amin’ny Akany Ralibera Daniel, entanina ny ankizy mba ho tonga maro amin’izany.
Publié le 19/02/2010
Recommander cet article à un ami[ Soyez le premier à commenter cet article ] |
Articles les plus vus