Ny Alakamisy 1 mai 2008 no andro handraisana ireo Katekomena Zokiny ho Mpandray ny Fanasan'ny Tompo.
Izy ireo no andiany "FAMONJENA 2008". Miisa 20 mianadahy izy ireo; ka ny 4 natao Batisa, 15 nanamafy ny Batisa ary 1 noraisin-tanana.
Publié le 27/04/2008
Recommander cet article à un ami[ Soyez le premier à commenter cet article ] |
Articles les plus vus