Vaovao

Vatsim-panahy

Filazana

Tetik'asa

Jobily faha-60 taona SAMPATI XIII (12/06/2009)

Antsoina ny mpiandraikitra tranainy izay rehetra nandalo fanabeazana Skoto teto amin'ny Sampana XIII ho tonga hanatrika ny fivoriana izay hatao ny Alahady 12 Jolay ao amin'ny Local Skoto aorian'ny fanompoam-pivavahana maraina hanatanterahan ny fankalazana ny Jobily faha-60.

Isika samy isika
antso sy filazana


nodimandry