Fiangonana

Izaho izany vehivavy izany

Boky tandrify ny vehivavy amidin'ny Mampiely Baiboly

Eo am-piatrehana ny fetin'ny reny amin'ny alahady 7 jona ho avy izao, dia mihezaka ny mampiely baiboly amin'ilay boky kely mitondra ny lohateny hoe "Izaho izany vehivavy izany".

Boky tena tandrify ny sokajim-behivavy rehetra izy io, ka amidy ao an-tokotany andrefana rehefa mirava ka afaka manantona an'Atoa Ravelojaona Fenoriana isika amin'izany.

Raha amidy aty am-piangonana ny boky dia 2500 ariary fa raha any amin'ny mampiely baiboly kosa dia 3000 ariary, koa manentana isika mba handray izany

Publié le 02/06/2009 

Recommander cet article à un ami

[ Soyez le premier à commenter cet article ]

Déposer un commentaire


Vous devez vous identifier ou bien vous inscrire avant de déposer un avis