Antsoina isika mpikambana ao amin'ny Volana sy Kintana fa amin’ny sabotsy 31 oktobra 2009 izao dia hisy fitsangatsanganana miaraka amin’ireo ankizy afa-panadinana.
Ny fandraisan’anjara dia Ar 4000, tsy mitondra sakafo fa mitondra fitaovam-pihinanana sy rano sotroina. Eny Faravohitra Avaratra ny toerana amin’izany.
Publié le 08/10/2009
Recommander cet article à un ami | Voir toutes les news sur Volana sy Kintana[ Soyez le premier à commenter cet article ] |