Volana sy Kintana

Actualités

Hitsangatsangana ny Volana sy Kintana sy ny ankizy afa-panadinana amin'ny 31 Oktobra 2009

Eny amin'ny tananan'i Raonison Mamy Jaona mianakavy ny Volana sy Kintana
Hitsangatsangana  ny Volana sy Kintana sy ny ankizy afa-panadinana amin'ny 31 Oktobra 2009

Ilazana ny mpikambana rehetra ao amin’ny Volana sy Kintana fa ny sabotsy 31 Oktobra 2009 no hotanterahana ny fitsangatsanganana miaraka amin’ny ankizy afa-panadinana.

Ny fandraisan’anjara dia Ar 4000, tsy mitondra sakafo fa mitondra fitaovam-pihinanana sy rano sotroina.

Eny Lazaina Avaradrano, eny amin’ny tanànan’i Raonison Mamy Jaona mianakavy no hanantanterahana izany.

Publié le 16/10/2009 

Recommander cet article à un ami   |   Voir toutes les news sur Volana sy Kintana

[ Soyez le premier à commenter cet article ]

Déposer un commentaire


Vous devez vous identifier ou bien vous inscrire avant de déposer un avis