Hotanterahana eto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo ny fiofànan’ny Mpiandry sy ny Mpiomana eto amin’ny Synodam-paritany Atsinanana.
Ny fotoana dia ny zoma 20 Novambra 2009 manomboka amin’ny 9h ary mifarana ny asabotsy 21 Novambra 2009 aorian’ny sakafo atoandro.
Publié le 18/11/2009
Recommander cet article à un ami | Voir toutes les news sur Fifohazana[ Soyez le premier à commenter cet article ] |