Mampandre ny mpikambana sy ireo izay te hanantevi-daharana ny sampana fa ny alahady 15 Novambra 2009 dia hisy fiaraha-misakafo izay atao ao amin'ny zaridainan'ny Tetik'asa Mendrika, etsy avaratry ny fiangonana. Iangaviana mba samy hitondra ny sakafony sy ny fitaova-pihinana (vilia sy sotro ary ny vera). Izany dia atao ao aorian'ny fiangonana maraina
Publié le 12/11/2009
Recommander cet article à un ami | Voir toutes les news sur Mendrika[ Soyez le premier à commenter cet article ] |