Ny Sampana AFFA dia faly manasa antsika fiangonana amin’ny fety famaranana ity taona 2009 ity.
Izany dia ho atao ny 25 Oktobra 2009 amin’ny 14h30 ao amin’ny Akany Ralibera Daniel.
Publié le 16/10/2009
Recommander cet article à un ami | Voir toutes les news sur AFFA[ Soyez le premier à commenter cet article ] |