Ny faha 28 Febroary 2010 dia amarana ny fankalazana ny faha 25 taonany ny AFFA.
Koa manasa antsika izy ireo hiara hiombom-bavaka amin’io alahady io.
Mbola misy hatrany ny fandraisana ny ankizy vaovao izay te hiditra amin’ny sampana
Publié le 19/02/2010
Recommander cet article à un ami[ Soyez le premier à commenter cet article ] |
Articles les plus vus