Isaorana Andriamanitra lehibe fa tanteraka ny Vokatra izay nataon'ny Sampana AFFA ny alahady 7 Febroary 2010. Isaorana ihany koa isika rehetra izay nandray anjara tamin'izany, Andriamanitra manan-karem-pahasoavana anie hamaly fitia anareo.
Araka ny fivoriana tamin'ny heriny tamin'ny firaisan'ny sampana dia ahembotra amin'ny 21 Martsa 2010 ny famarànana ny fankalazàna ny faha 25 taonan'ny AFFA.
Publié le 26/02/2010
Recommander cet article à un ami | Voir toutes les news sur AFFA[ Soyez le premier à commenter cet article ] |