AFFA

Hahemotra amin'ny 21 Mars 2010 ny famaranana ny faha-25 taonan'ny AFFA

Isaorana Andriamanitra lehibe fa tanteraka ny Vokatra izay nataon'ny Sampana AFFA ny alahady 7 Febroary 2010. Isaorana ihany koa isika rehetra izay nandray anjara tamin'izany, Andriamanitra manan-karem-pahasoavana anie hamaly fitia anareo.

Araka ny fivoriana tamin'ny heriny tamin'ny firaisan'ny sampana dia ahembotra amin'ny 21 Martsa 2010 ny famarànana ny fankalazàna ny faha 25 taonan'ny AFFA.

Publié le 26/02/2010 

Recommander cet article à un ami

[ Soyez le premier à commenter cet article ]

Déposer un commentaire


Vous devez vous identifier ou bien vous inscrire avant de déposer un avis