Gazety Akon'Ambavahadimitafo

Actualités

Gazety Takelaka Aina Vaovao misy lahatsoratra mikasika an'i Pasteur Rakotoharintsifa Andrianjatovo

Mivoaka izao ny laharana volana Febroary 2010 amin'ny Gazety Akon'Ambavahadimitafo. Hisy koa ny gazety avoakan’ny Faculté de Théologie "Takelaka Aina Vaovao" ahitànao lahatsoratra mikasika an’i Pasteur Rakotoharintsifa Andrianjatovo. Ny vidin’izany gazety izany moa dia Ar 1000.

Publié le 19/02/2010 

Recommander cet article à un ami   |   Voir toutes les news sur Gazety Akon'Ambavahadimitafo

[ Soyez le premier à commenter cet article ]

Déposer un commentaire


Vous devez vous identifier ou bien vous inscrire avant de déposer un avis