AFFA

Actualités

Fotoanako amin'ny Tompo

Fitarihana amin'ny fihaonana manokana amin'ny Tompo isan'andro

Fitarihana amin’ny fihaonana manokana amin’ny Tompo isan’andro amin’ny alalan’ny famakiana ny Tenin’Andriamanitra sy ny vavaka (na Méditation).

* Ora raikitra

* Isan’andro isan’andro

* Toerana raikitra

Fandinihana ny Tenin’Andriamanitra amin’ny famaliana ireto fanontaniana ireto :

1. Iza na inona no resahana?

2. Inona no ambarany ny amin’Andriamanitra, i Jesoa Kristy na ny Fanahy Masina?

3. Inona no tokony ataoko na tsy tokony ataoko araka ny teny izay novakiako teo?

Fampiharana

Inona no andinin-tSoratra Masina manaitra mafy ahy?

Dia soratako sy ianarako tsianjery ary iainako androany.

Vavaka

Misy tokony hisaorako ny Tompo ve?

Misy tokony hibebahako Aminy?

Ny Sampana A.F.F.A

Publié le 14/06/2007 

Recommander cet article à un ami   |   Voir toutes les news sur AFFA

[ Soyez le premier à commenter cet article ]

Déposer un commentaire


Vous devez vous identifier ou bien vous inscrire avant de déposer un avis