Ny fivoriana fanao isan-kerinandro dia hotanterahina ny Talata 23 Jona amin'ny 2 ora sy sasany ao amin'ny Akany Kristianina Ambohitantely. Izany dia ho firaisan'ny dorkasy telo trano, koa samia manao fanamiana manga.
Mitohy ny fisoratana anarana amin'ny fihaonam-be any Toamasina. Amin'ny 30 Jona no fara-fisoratana anarana.