Tontosa soa aman-tsara ny fivoriam-be izay natao ny sabotsy 3 oktobra 2009 teny Ankadivato.
Ny fivoriana manaraka kosa dia tanterahina ny sabotsy 10 oktobra 2009 eny an-tokantranon’i Andry sy Linda.
Ny fotoana dia eo Ambohijatovo eo amin’ny terminus makany Alasora.