Fiangonana

Fivorian'ny Mpandray ny Alahady 31 Janoary 2010 amin'ny 8h30

Ankatoky ny fandraisana handinihina sy hanapahana indrindra mikasika ny fiainan'ny fiangonana ho avy

Isika Mpandray rehetra eto amin'ny fiangonana dia hiditra amin'ny 8h30 amin'ny Alahady 31 Janoary 2010 ary entanina mihitsy mba ho tonga hanatanteraka ny ankatoky ny Fandraisana.

Zava-dehibe no hodinihina mahakasika indrindra ny fiainan'ny fiangonana ho avy.

Izany moa dia hafatra voaray avy amin'ny mpitandrina délégué

Publié le 27/01/2010 

Recommander cet article à un ami
Déposé par Meco le 11/02/2010 à 08:55:49
De inona no fanapahakevitra noraisina tao? Azo ampafantarina ny rehetra ve?

Déposer un commentaire


Vous devez vous identifier ou bien vous inscrire avant de déposer un avis