Fivorian’ny Loholona sy Sokajy faha-4 (27/06/2009)
Hanatanteraka fivoriana ho fanomanana ny fandraisan-draharaha ny Loholona sy Sokajy faha-4 ny Asabotsy 27 Jona 2009 amin’ny 10 ora ao an-tokantranon’i Solo Razafiarison mivady. Samy mitondra sakafo amin’izany.