Diakona sy Loholona

Actualités

Fivorian'ny Diakona sy Loholona Sokajy 4 ny 30/01/10

Ilazana ny Loholona sy Diakona Sokajy Faha-4 fa hisy fivoriana hatao ny Sabotsy 30 Jaonoary 2009 amin'ny 10 ora sasany maraina eny amin'ny tokantranon'i Razafimahefa Jacquie Ambohinambo Talatamaty. Samia itondra sakafo antoandro sahaza.

Publié le 27/01/2010 

Recommander cet article à un ami   |   Voir toutes les news sur Diakona sy Loholona

[ Soyez le premier à commenter cet article ]

Déposer un commentaire


Vous devez vous identifier ou bien vous inscrire avant de déposer un avis