Diakona sy Loholona

Actualités

Fivorian'ny Diakona sy Loholona Sokajy 3 ny 30/01/10

Ilazana ny Loholona sy Diakona Sokajy faha-3 fa hanatanteraka fivoriana izy ireo ny Sabotsy 30 Janoary 2010 amin'ny 09 ora maraina. Izany dia hotanterahina eny amin'ny tokantranon'i Rahaga Ramaholimihaso mivady eny Ambatobe. Izany moa dia fivoriana ifampiarahabana sy fanomanana ny asa.

Publié le 27/01/2010 

Recommander cet article à un ami   |   Voir toutes les news sur Diakona sy Loholona

[ Soyez le premier à commenter cet article ]

Déposer un commentaire


Vous devez vous identifier ou bien vous inscrire avant de déposer un avis