SAMPATI

Fivoahan'ny SAMPATI XIII teny Antsahamarofoza

Tanteraka ny fivoahan'ny SAMPATI XII teny Antahamarofoza

Tanteraka soamantsara omaly ny fivoahana an-tsaha teny Antsahamarofoza ka tapaka tamin’izany fa ho atomboka ny alahady 4 oktobra 2009 ny fanokafana ny faha 60 taona nijoroan’ny Sampati faha XIII.

Nitsangana koa ny birao hitantana ny fotoam-pankalazana ka ny lohahevitra ho banjinina ao anatin’ny fankalazana dia ny Daniela 12, 3a.

Misokatra ny fifaninanana logo sy hira.

Ny Fivorian’ny birao sy komity manaraka dia ny sabotsy 5 Septambra 2009 amin’ny 14h30 ao amin’ny sekoly Ambohijatovo Avaratra koa entanina ho tonga amin’izany ny tranainy.

Publié le 02/09/2009 

Recommander cet article à un ami

[ Soyez le premier à commenter cet article ]

Déposer un commentaire


Vous devez vous identifier ou bien vous inscrire avant de déposer un avis