
Ny Vaomieran'ny Aim-panahy dia manasa antsika hanatrika ny fitoriana an-kira ny alahady 13 Septambra 2009 amin’ny 9h izay hotronon’i Christophe Ratrema. Io alahady io dia natokana ho an’ny AFFA (Asa Fitoriana Filazantsara ho an'ny Ankizy sy ny zatovo).
Publié le 02/09/2009
Recommander cet article à un ami | Voir toutes les news sur Vaomieran'ny Aim-panahy[ Soyez le premier à commenter cet article ] |