Fiangonana

Fitondrana am-bavaka ny mpitandrina Rakotoharintsifa Andrianjatovo miaraka amin'ny mpitandrina Rakotobe Rajaomanjato ny alarobia 18 novambra 2009

Ny fitondrantsika am-bavaka ny Mpitandrina RAKOTOHARINTSIFA Andrianjatovo dia isan’andro amin’ny 8ora alina, sy ny alarobia hariva amin’ny 5ora sy sasany eto am-piangonana.


Ny amin’ny alarobia 18 novambra 2009 dia ny Mpitandrina RAKOTOBE Rajaomanjato ao amin’ny FJKM Ambohipo no hitondra ny fotoana.

Publié le 18/11/2009 

Recommander cet article à un ami

[ Soyez le premier à commenter cet article ]

Déposer un commentaire


Vous devez vous identifier ou bien vous inscrire avant de déposer un avis