Vaovao

Vatsim-panahy

Filazana

Tetik'asa

Fisaorana tamin'ny fampaherezana noho ny fodiamandrin'i Rabezanahary Jacques (11/10/2009)

Ny vadin-dRamatoa Raharisoa Blandine, ny zanany, ny zafiny, ny zafiafiny, ny iray tampo aminy, Atoa Rabezanahary Justin mivady, ny taizany Rtoa Ravelonjanahary, ny fianakaviana manontolo dia maneho fisaorana sy fankatelemana ny Mpitandrina sy ny fiangonana manontolo tamin’ny fanotronana sy fampaherezana izay nataonareo tamin’ny fodimandrin’ny hava-malalany tompokolahy Rabezanahary Jacques.

Andriamanitry ny fiadanana anie hamaly fitia anareo.

Itompokolahy dia namela fara-rakitra ho an’ny fiangonana.

Isika samy isika
antso sy filazana


nodimandry