Vaovao

Vatsim-panahy

Filazana

Tetik'asa

Fisaorana noho ny nahavitan'ny Fifohazana fiofanana (21/11/2009)

Noho ny fitahian’Andriamanitra dia tanteraka soa amantsara ny fiofananan’ny mpiandry sy ny mpiofana ho mpiandry eto amin’ny synodam-paritany Antananarivo Atsinanana teto amin’ny FJKM Ambavahadimitafo ny zoma 20 sy asabotsy 21 novambra lasa teo.


Isaorana manokana Andriamanitra, isaorana ny mpitandrina sy ny fiangonana Ambavahadimitafo, ny sampana izay nandray anjara tamin’izany, ny biraom-piangonana, ny toby amperin’asa ary ny tsirairay izay nanana fandavan-tena tokoa. Andriamanitry ny fiadanana anie hamaly fitia sy soa anareo.

Isika samy isika
antso sy filazana


nodimandry