Vaovao

Vatsim-panahy

Filazana

Tetik'asa

Fisaorana noho ny fodiamandrin'i Rajaona Parson (04/10/2009)

Andriamantoa Ranaivo Blaise mivady sy ireo iray tampo aminy ary ireo fianakaviana manontolo dia maneho fisaorana sy fankasitrahana feno ireo rehetra nampionona sy nitrotro am-bavaka ary tonga nidodododo, nankahery tamin’ny namoizany ny rainy Rajaona Parson.


Andriamanitry ny fitiavana anie hamaly fitia anareo ary miala tsiny indrindra amin’ireo izay tsy tratra antso noho ny hafenon-drano be loatra.

Isika samy isika
antso sy filazana


nodimandry