Maneho fisaorana ny FJKM Ambavahadimitafo sy ny Mpitandrina mivady ny fianakaviana tamin’ny fampaherezana sy ny fidodododoana noho ny namoizana ny malala Rabekoto Fleurette (Loholona).
Andriamanitra loharanom-pahasoavana anie hitahy sy hamaly fitia anareo.