VFL

Actualités

Fisaoarana avy amin'ny VFL noho ny fanaterambokatra 01 Novambra 2009

Hisaorana ny vahoakan'Andriamanitra tonga nanotrona ny Vondrona Fototra Laika (VFL) tamin'ny fanantanterahina ny voka-dehibe ny Alahady 01 Novambra 2009. Hisaorana isika rehetra ary ny voninahitra ho an‘Andriamnitra irery ihany .


Ny Alahady 15 Novambra 2009 no hanaovana ny tatitra tamin'ny sakafom-pifaliana sy ny voka-dehibe izany dia atao eny an-tokan - tranon'i Randriamahazomanana Jacquis mivady eny Alasora. Ny fotoana dia hanomboka amin'ny 12 ora sasany atoandro, iangaviana ny mpikambana mba samy hitondra sakafo atoandro sy ny rano hosotroina amin'izany .

Publié le 12/11/2009 

Recommander cet article à un ami   |   Voir toutes les news sur VFL

[ Soyez le premier à commenter cet article ]

Déposer un commentaire


Vous devez vous identifier ou bien vous inscrire avant de déposer un avis