Ny sampana AFFA dia maneho fisaorana antsika ray aman-dreny , ny MAMRE , ny mpitandrina mpanampy tamin'ny fanantanterahana ny fety famaranana izay natao ny 25 oktobra 2009 , Andriamanitry ny fiadanana anie hamaly fitioa anareo . Ny sampana AFFA dia hanantanteraka la retraite toy ny fanao isan-taona ny 27 -28 -29 Novambra 2009 ho avy izao koa mangataka antsika mpianakavin'ny finoana mba hitrotro am-bavaka izany fotoana izany .
Publié le 12/11/2009
Recommander cet article à un ami | Voir toutes les news sur AFFA[ Soyez le premier à commenter cet article ] |