Fanampiana :
- Fiaraha-miombom-bavaka in-telo isan-taona
- Fiaraha-mitsangatsangana
- Fiarahana mihinana sakafo maivana
- Fiarahana manefa ireo adidy maro samihafa
- Faculté de Théologie Ambatonakanga
- Faculté de Théologie Ivato Fampianarana
- Sekoly Razafindrahety PROMOFEIM
- Fampianarana mamaky teny sy manoratra eny amin'ny fonjan'Antanimora
- Manao fandaharana ao amin'ny Radio Fahazavana izay mitondra ny lohahevitra hoe : "Ny vehivavy sy ny fampandrosoana"
Publié le 13/05/2007 | lu 45 fois
Recommander cet article à un ami | Voir toutes les news sur Dorkasy[ Soyez le premier à commenter cet article ] |