Fiangonana

Fiofanana momba ny fitantanam-bola

Nomena fiofanana mikasika ny fomba fiasa sy ny fitantanam-bola ireo mpiandraikitra ny sampana

Nomena fiofanana mikasika ny fomba fiasa sy ny itantanam-bola ireo mpiandraikitra ny sampana.

Izany dia notanterahina ny 23.02.08 sy ny 15.03.08 tao amin'ny trano fiangonana ihany.

Tena liana tokoa ireo mpiofana ary mbola hitohy ny 12 sy 19.04.08 izany fampianarana izany.

Ireo tompon'andraikitry ny volam-piangonana no nampiofana azy ireo.

Publié le 16/03/2008 

Recommander cet article à un ami

[ Soyez le premier à commenter cet article ]

Déposer un commentaire


Vous devez vous identifier ou bien vous inscrire avant de déposer un avis