STA

Actualités

Fiofanana momba ny fampianarana Sekoly Alahady

Ny Sabotsy 26 Septambra 2009 ny fiofanana ary hisy tafika masina

Ny Sampana sakoly alahady eo anivon’ny synodam-paritany Antananarivo Atsinanana dia mampatsiahy an’ireo mangetaheta sy maniry hampianatra sekoly alahady fa hisy ny fiofanana amin’ny sabotsy 26 Septambra 2009 amin’ny 9h30 ka hatramin’ny 15h ao amin’ny FJKM Ankadindambo Famonjena.


Hisy ihany koa ny ”tafika masina” izay atao any amin’ny FJKM Rangaina Fihobiana ny sabotsy 10 sy alahady 11 Oktobra 2009, mitondra sandan-dasy Ar 1000 sy vary voatsimpona 2 kapoka.

Publié le 23/09/2009 

Recommander cet article à un ami   |   Voir toutes les news sur STA

[ Soyez le premier à commenter cet article ]

Déposer un commentaire


Vous devez vous identifier ou bien vous inscrire avant de déposer un avis