Ampahatsiahivina ny Loholona sy Diakona eto Ambavahadimitafo fa misy fiofànana faharoa ho an’ity taona 2009 ity hotanterahana ny sabotsy 24 Oktobra 2009 eny Sabotsy Namehana eny amin’ny Masera MAMRE.
Mbola ho lazaina amin’ny manaraka ny andinindininy momba ny fitaterana sy ny sakafo amin’izany.