Vaovao

Vatsim-panahy

Filazana

Tetik'asa

Fihaton'ny fampianarana Sekolin'ny Tenin'Andriamanitra 2009 (28/06/2009)

- Amin'ny Alahady 28 Jona no manomboka mihato Sekoly ny Tenin'Andriamanitra. Hitohy kosa ny Alahady 7 Septambra ho avy izao.

- 12 jolay: mampiofanana ny mpampianatra aorian'ny fanompoam-pivavahana maraina

Antsoina ny Sokajy Olon-dehibe rehetra ho tonga hanoy ny fianarana manokana eto amin'ny Akany Ralibera ny Asabotsy 27 Jona amin'ny 2 ora sy sasany. Ny lohahevitra dia ny izay tsy hotapatapahina.

Ampatsiahivina ny fotoam-panadinana.

Isika samy isika
antso sy filazana


nodimandry