Firaisan'ny Sampana

Fifofanana mikasika ny Fitarihana ny tanora amin'ny fiainam-panahy

Fifofanana nokarakarain'ny Firaisan'ny Sampana eto amin'ny FJKm Ambavahadimitafo notarihan-dRamatoa Ranaivoson Fara

Misaotra an’Andriamanitra lehibe fa tanteraka soamantsara ny fiofanana mitondra ny lohateny hoe "Fitarihana ny tanora amin’ny fiainam-panahy" izay notarihan’i Ramatoa Ranaivoson Fara (vadin'ny mpitandrina Rakotoharintsifa Andrianjatovo).

Misaotra sy mankasitraka azy tamin’izany fiofanana nentiny nandritra ny tapak’andro 2 izany ary misaotra antsika sampana tanora rehetra koa namaly ny antso.

Irariana ny hitohizan’ny fifandraisana eo amin’ny sampana tanora amin’izany fotoana izany.

Publié le 04/10/2009 

Recommander cet article à un ami

[ Soyez le premier à commenter cet article ]

Déposer un commentaire


Vous devez vous identifier ou bien vous inscrire avant de déposer un avis