Diakona sy Loholona

Actualités

Fifidianana diakona 2eme tour - 24 jona 2007

Ny alahady 24 jona 2007, aorian'ny fotoam-pivavahana, no ho tanterahina ny fifidianana DIAKONA, fihodinana faharoa

Ny alahady 24 jona 2007, aorian'ny fotoam-pivavahana, no ho tanterahina ny fifidianana DIAKONA fihodinana faharoa, eto amin'ny fiangonantsika.

Izay voafidy eo, dia hanaraka ny fiofanan'ny diakona sy loholona, manomboka ny volana septambra ka hatramin'ny volana desambra 2007, ary hiasa mandritry ny efa-taona, manomboka ny volana JANOARY 2008, ka hatramin'ny volana DESAMBRA 2011.

50 LAHY ARY 50 VAVY, no ho fidina, ary miampy ireo, ireo ho diakona fiandry 10 lahy sy 10 vavy koa, ka izy rehetra ireo dia hanaraka ny fiofanana.

Publié le 17/06/2007 

Recommander cet article à un ami   |   Voir toutes les news sur Diakona sy Loholona

[ Soyez le premier à commenter cet article ]

Déposer un commentaire


Vous devez vous identifier ou bien vous inscrire avant de déposer un avis