FKTZo

Actualités

Fifampiarahabana taona 2010 Tanora Zokiny ny 27 Febroary 2010

Antsoina izy ireo sy izay maniry hanatevin-daharana ny fikambanana mba hanatrika ny fifampiarahabana izay atao ao amin’ny Akany ny asabotsy 27 Febroary 2010 amin’ny 15h.

Hisy ny “échanges de cadeaux” sy ny fiarahabana ireo mpikambana feno 70 taona. Samy mitondra fanalàna hetaheta sy ny miaraka aminy isika, maniry ny fahatongavan’ny maro ary misaotra mialoha.

Publié le 19/02/2010 

Recommander cet article à un ami   |   Voir toutes les news sur FKTZo

[ Soyez le premier à commenter cet article ]

Déposer un commentaire


Vous devez vous identifier ou bien vous inscrire avant de déposer un avis