Amin'ny Alahady 31 Janoary 2010 amin'ny 14h30 ao amin'ny FJKM Itaosy dia hisy fanompoam-pivavahana tarihin'ny sampana Fivondronana Laika Foibe mba ho fifampiarahabana noho ny taona vaovao 2010.
Hisy ny fiarahana mandray ny Fanasan'ny Tompo amin'izany.
Publié le 27/01/2010
Recommander cet article à un ami[ Soyez le premier à commenter cet article ] |
Articles les plus vus