Ny Sampana Lehilah Kristiana (SLK) dia miantso ny mpikambana ao aminy sy izay maniry hanatevin-daharana ny fikambanana fa ny fifampiarahabàna ny taona 2010 dia hotanterahina ny alahady 7 Martsa 2010 ao amin'ny Akany Ralibera Daniel.
Publié le 26/02/2010
Recommander cet article à un ami | Voir toutes les news sur SLK[ Soyez le premier à commenter cet article ] |