Fiangonana

Fiarahabana ireo zanaka am-pielezana avy amin'ny Biraom-piangonana

Krismasy 2007 sy taom-baovao 2008

"Ny mpitandrina mivady sy ny zanany ary ny fiangonana FJKM Ambavahadimitafo dia faly miarahaba anareo tratry ny krismasy 2007 ary mirary taom-baovao 2008 sambatra ho anareo ao amin'ny Kristy"

Ilazana koa ianareo zanaka am-pielezana fa ny 20 janoary 2008 no ALAHADIN'NY ZANAKA AM-PIELEZANA, koa dia manasa anareo hanatrika izany Fotoan-dehibe izany.

Publié le 06/01/2008 

Recommander cet article à un ami

[ Soyez le premier à commenter cet article ]

Déposer un commentaire


Vous devez vous identifier ou bien vous inscrire avant de déposer un avis