Nanatanteraka ny Fetin'ny fahazavana, izay fanaony isan-taona ny AFFA.
Fotoana iray io nanantonana an'Andriamanitra indray sy nanavaozana ny fanoloran-tena ho Azy.
Tamin'ny alalan'ny fanentanana hafa kely no nanaovan'ny AFFA izany.
Nisy tarika sy sampana hafa tonga nandray anjara amin'izany fotoana izany toy ny AMA, ny Taninketsa Amparibe...
Publié le 07/06/2007
Recommander cet article à un ami | Voir toutes les news sur AFFA[ Soyez le premier à commenter cet article ] |