Fiangonana

Fetim-bokatra alahady 6 jolay 2008

Hanatratrarana ilay vina voafaritra ao amin'ny teti-bolan'ny Fiangonana izay mitentina Ar 4 000 000.

Ho tanterahana ny 6 jolay 2008 ny Fetim-bokatra: hetsika lehibe izay hanatratrarana ilay vina voafaritra ao amin'ny teti-bo lan'ny Fiangonana izay mitentina Ar 4 000 000.

Tafiditra ao anatin'ny fankalazana ny faha 145 taonan'ny Fiangonana izany .

Hetsika hiarahan'ny Fiangonana tanterahana amin'ny zanaka am-pielezana izay hahitana:

- Fanolorana fanatitra (vokatra - valopy),
- Fotoam-pivavahana + raki-dehibe (manodidina),
- Famarotana ireo vokatra (lavanty),
- Fiaraha-misakafo sy fiaraha-mikorana ao amin'ny akany. Koa dia hatao ny fampilazana sy ny antso ho an'ny rehetra amin'ny fanatrehana sy fandraisana anjara amin'ny fanefana izany adidy izany.

Publié le 29/06/2008  |   lu 44 fois

Recommander cet article à un ami

Déposer un commentaire


Vous devez vous identifier ou bien vous inscrire avant de déposer un avis

[ Soyez le premier à commenter cet article ]