Témoignage

Fanokanana katekomena

Notokanana ny 16 desambra ireo katekomena zandriny andiany "Ampinga"

- Notokanana ny 16 desambra ireo katekomena zandriny andiany 2007. Mitondra ny anarana "AMPINGA " ny andiany.

- Ny Efe. 6:16 "Ary ho fanampin'izany rehetra dia tano ny Finoana ho AMPINGA, izay hahazoanareo hamono ny zana-tsipika mirehitra rehetra izay alefan'ilay ratsy" no nitondrana ny fampianarana.

- Misy 21 ireo tanora ao amin'ny "Ampinga": 3 natao batisa, 15 nanamafy batisa ary 1 noraisin-tànana (efa mpandray ny fanasan'ny Tompo nanatevina fahalàlana)

- Nisy fanolorana fanomezana ho an'ny fiangonana sy ireo mpampianatra (Mitandrina - Mpitandrina miza-draharaha - katekista)

- ANDRIANIZAHANA Simon avy ao amin'ny ny AMA no namorona ny hira fanevan'ny Ampinga. Marihana fa mira bakira "new gospel" io hira faneva io

Publié le 16/12/2007 

Recommander cet article à un ami

[ Soyez le premier à commenter cet article ]

Déposer un commentaire


Vous devez vous identifier ou bien vous inscrire avant de déposer un avis