Fiangonana

Fankalazana ny krismasy teto Ambavahadimitafo

Maro karazana ny fankalazana ny krismasy 2007 tety amin'ny faritr'Ambavahadimitafo

- 12 desambra: krismasin'ny Tafika Masina natokana ho an'ireo vahoaka voaentana tety amin'ny faritra ambony: hira sy fampisehoana an-tsehatra ny nahaterahan'i Kristy

- 22 desambra: alimbavaka notanterahan'ny Sampati

- 24 desambra tolakandro: tsianjery + hira + fampisehoana antsehatra ny nahaterahan'i Kristy nataon'ny Sekolin'ny Tenin'Aa miaraka amin'ny Volana sy Kintana niafara tamin'ny fizarana vato mamy ho an'ireo ankizy rehetra nanatrika

- 24 desambra takariva: antsampanahy nameloma-mason'ny AMA ny sangan'asan'i Ramiarison Gilles mitantaran'ny nahaterahan'ny Mpamonjy mitondra ny lohateny "......" . Niarahanan'ny AMA tamin'ny Fianakavian'i Ramiarison G sy ny Radio Fahazavana (FJKM) ny fanatanterahan'izany

* Marihana fa nalefa tao amin'ny Radio Fahazavana ny 25 hariva izany antsampanahy izany. Mampanao fifaninana mikasika ny sangan'asan' Ramirison G ho an'ireo Antokompihira ihany koa ny Radio Fahazavana

Publié le 29/12/2007 

Recommander cet article à un ami

[ Soyez le premier à commenter cet article ]

Déposer un commentaire


Vous devez vous identifier ou bien vous inscrire avant de déposer un avis