Vaovao

Vatsim-panahy

Filazana

Tetik'asa

Fandaharam-potoanan'ny AFFA (27/06/2009)

Fifaliana ho an'ny AFFA ny manasa ny ankizy amin'ny fitsangatsanganana izay hatao ny Asabotsy 27 Jona eny amin'ny Kolejy Teolojika Ivato. 

Miainga amin'ny 7 ora sy sasany maraina eo amin'ny parking Andohalo, ary miverina amin'ny 5 ora hariva eo amin'ny parking Andohalo ihany. Tsy maintsy misoratra anarana izay handeha, ary aterina sy tsenain'ny ray aman-dreny. 


Antsoina ny ankizy rehetra latsaky ny 10 taona ao amin'ny AFFA ho tonga ao amin'ny Akany Ralibera hizarana arendrina. Tsy misy ny fampianarana.

Isika samy isika
antso sy filazana


nodimandry