Ampahatsiahivina ny mpikambana ao amin'ny sampana Vondrona Fototra Laika (VFL) sy ny vahoaka kristianina fa ny Alahady 1 Novambra 2009 no hotanterahina ny Voka-dehiben'ny VFL.
Koa iangaviana ny mpikambana mba hanantona ny birao amin'ny fanolorana ny tonom-bokatra toy ny mahazatra ary samy mitondra ny vokatra ho amidy amin'io alahady io.
Izany moa dia haterina mialohan'ny amin'ny 9h.
Publié le 30/10/2009
Recommander cet article à un ami | Voir toutes les news sur VFL[ Soyez le premier à commenter cet article ] |