Ny Tetik’asa Mendrika dia faly manasa antsika hiara-paly sy hiara-hisakafo eo an-jaridaina ny alahady 21 Febroary 2010 aorian’ny fanompoam-pivavahana.
Izany no atao dia ho fanatanterahantsika ny fampiarahabàna ny taona 2010.
Manantena ny fahatongavantsika maro, samy mitondra ny sakafo sy fitaovam-pihinànany sahaza azy avy.
Publié le 19/02/2010
Recommander cet article à un ami | Voir toutes les news sur Mendrika[ Soyez le premier à commenter cet article ] |