Fiangonana

Fanasan'ny Tompo in-2 isam-bolana

Manomboka ny volana Jiona dia ho in-droa isam-bolana ny Fandraisana ny fanasan'ny Tompo

Tapaka tamin'ny fivorian'ny Mpandray tamin'ny Alahady 27 aprily 2008 teo fa manomboka amin'ny ny volana jiona dia ho in-droa isam-bolana ny Fandraisana ka ny Alahady voalohany sy fahatelo no hanaovana izany.

Izao no hatao dia ho fitarihana ny mpivavaka mba ho afaka hiatrika matetika izany, ary hitondra vaha-olona amin'ireo izay tsy hafaka mandray ny Alahady voalohany.

Publié le 13/04/2008 

Recommander cet article à un ami

[ Soyez le premier à commenter cet article ]

Déposer un commentaire


Vous devez vous identifier ou bien vous inscrire avant de déposer un avis