Hampahatsiahivina isika kristianina fa ny Alahady 25 Oktobra 2009 ny fanantanterahana ny fiaraha-misakafo izay karakarain’ny VFLA ao amin’ny Akany Ralibera Daniel.
Efa mivoaka ny karatra amin’izany koa manentana antsika mba handray anjara amin’ny fividianana ny karatra eny amin’ny mpikambana ao amin’ny VFLA.
Publié le 16/10/2009
Recommander cet article à un ami | Voir toutes les news sur VFL[ Soyez le premier à commenter cet article ] |